|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 faika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Izay mijanona amin' ny zavatra iray rehefa nofiahina na nesorina ny ranony: Aza ariana eto ny faikam-parinareo
4 Ny ratsy efa nanalana ny tsara, ny lany tsiro [1.1] 5 sisa tavela tamin'ny zavatra nohanina na nampiasaina [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 dregs, lees, sediments, feculence.
[1.2] 7 dregs, sediment, residue [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 la lie, marc, dépôt, résidu, rebut
[1.3#139] 9 lie, marc, résidu [1.8] 10 déchet, résidu [1.13] 11 Résidu, partie inutilisable. Par exemple : 12 -- la coque de certains fruits dont on mange l'amande (voir faikam-boanjo). 13 -- la rafle du raisin ou de l'épi de maïs (voir tsaikan-katsaka, faika est changé dans ce cas en tsaika par raison d'euphonie). 14 -- les feuilles ayant servi à préparer une infusion (faikan-dite, le résidu de la préparation du thé) ; etc. [1.196] |
| Ohatra |
15 Ankoatra ny menaka, ny faika tavela dia mbola azo ampiasaina.
[2.117#69]
|
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 20 faikany |
| Mpanahaka | 21 vela |
| Fikambanana | 22 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 23 faika |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
25 Fipaoka, fifaohana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
26 enlèvement, rafle, vol adroit
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 35 faika |
| Sokajin-teny | 36 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
37 [Bara] (équivalent de faitra merina). Amertume (des feuilles, des écorces, etc.) ; parfois aussi âcreté. Nom donné aux espèces particulièrement amères, notamment : Hazunta modesta var. methuenii (Stapf & M.L. Green) Pichon et Hazunta modesta subvar. velutina (Pichon) Markgr.(Apocynaceae). Voir aussi feka. [1.196] |
| Voambolana | 38 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | faika, 41 fakia, 42 fiakà, fiaka, 43 Kaifa |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/06 |
|