Examples |
1 | Ary raha ny fivarotany ankehitriny izao no hatohin'ny Andriana, tsy maintsy hitsahatra avokoa ary ho tapitra faingampaingana ihany.
[2.366]
|
2 | Tsinjo ny mpanamory mitana ny familiana, miara-miainga ny fivoy toy ny tongotry ny arosy milomano, ka mikapoka ny rano faingampaingana, fa manin-te-ho tonga.
[2.499]
|
|