Entrée |
faladia
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | ny fanambanin' ny tongotra izay mandia tany [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | the sole of the foot. Compare felatanana
[Richardson 1885]
|
| the sole of the foot or of a shoe [Hallanger 1973]
|
Explications en français | semelle du pied ou d'un soulier [Hallanger 1974]
|
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples | Tsy niresaka izy roa lahy teny an-dalana, ary nanao kiraro faladia fingotra, ka izany no tsy naharenesako azy. [Andraina: I Vola, page 46]
|
Citations |
|