Entrée faly ambonin-doza
Partie du discours locution
Explications en malgache faly alohan' ny fotoana ka tsy mbola azo antoka akory ny antony nifaliana dia nivadika ho alahelo sahady [Rajemisa 1985]
Explications en anglais [ambony, above, loza, danger.] Delight before the danger is past, premature joy. [Richardson 1885]

Mis à jour le 2020/07/31