Entry famahoahana (vahoaka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Famoriana olona vitsivitsy mba hiasa sy famahanana azy avy eo
Fametrahana ho takatry ny vahoaka, fampielezana amin' ny vahoaka: anisan' ny zava-dehibe eo amin' ny fampandrosoana ny famahoahana ny fampianarana [1.1]

Updated on 2023/01/05