Entry | 1 famantarana (fantatra) |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fanambarana: Azo lazaina fa famantarana ny afo ny setroka 4 Marika: Samy manisy famantarana ny ombiny ny mpiomPy any an' efitra 5 Filazana: Anaovy famantarana, toy ny tsangan' afo, izahay raha tonga ny fahavalo [1.1] |
Explanations in English |
6 sign, an indication, a mark, a symptom. [1.2] 7 a sign, an indication, a mark [1.7] |
Explanations in French |
8 marque [1.3, 1.8] 9 signe, indication [1.8] 10 signalisation, indice, symptôme [1.13] |
Examples |
11 famantarana fa mpamosavy, hono. [1.437#] 12 Ny rano be voay natao famantarana ny ratsy fanahy [2.508#] 13 Ny famantarana ny Firenena mandroso dia izy mahavita tena [2.285#] 14 Vita famantarana sy fandanjana, hitsiny tsy mizaha tavan' olona [1.381#] |
Compound words |
|
Article |
21 Randzavola: famantarana ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 22 famantarana, manatrafana |
Updated on 2023/06/15 |