Entry famantaranavaratra
Elementary words famantarana ; avaratra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitaovana tantra entina mamantatra ny avaratra amin' ny alalan' ny takela-by lavalava toy ny sahazam-pamantaranandro misy andriamby, ka manondro ny avaratra mandrakariva ny tendron miloko manga, ary ny atsimo, ny tendrony miloko mena [1.1]
Explanations in English The mariner's compass [1.2]
 A compass [1.7]
Explanations in French Boussole [1.8]
Examples Mipelipelika ny famantaranavaratra. Izany hoe mipelipelika toy izany koa ny sambolay. [2.471]
Vocabulary 

Updated on 2023/06/15