Entry famarana (fatra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitaovana entina mamantatra ny fatran' ny zavatra iray: Maro ny famaran' ny Ntaolo toy ny vata, ny zinga [1.1]
Explanations in English [Rel. s. from mamatra (fatra).] A measure for liquids, or such things as rice, sand, etc. [1.2]
 A measure of capacity [1.7]
Explanations in French Mesure de capacité [1.8]
Examples 
1Nalaminy ny famarana sy ny fandrefesana ary ny lanjan' ny vola. [2.113]
2ny hoe kilao tsy mbola namarana vary tamin' ny andron-dRadama fa ny vata no famarana malagasy tamin' izany. [2.366]
Compound words 
Articles 

Entry famarana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanosy] Fanozonana [1.78]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20