Entry fambeda (beda)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba entina mambeda, izany hoe misambotra zavatra na olona ka mamihina azy ao anatin' ny sandry anankiroa mba tsy ho afa-mikofoka
Azo bedaina [1.1]
Explanations in French Qui doit être saisi. Manière de saisir [1.3]

Updated on 2023/02/10