Entrée |
fambolena
(voly)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fampaniriana (amin' ny famafazanavoa na fanatsatohana taho): Aza mipetra-potsiny fa taom-pambolena izao Ireo voly ambolena: Nosimban' ny ombinareo ny fambolenay [1.1]
|
Explications en français | Agriculture, plantation, culture, planter (action de), cultiver (action de) [1.13]
|
| Action de planter, de cultiver [1.196]
|
Vocabulaire |
Mots composés |
|
Exemples |
1 | Sarotra izany fambolena voaloboka izany.
[2.332]
|
2 | Ny zazalahy kosa nanao rafitra sy fambolena.
[2.117]
|
|
Articles |
|