Entry fametrahana (petraka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanasiana amin' ny toerana anankiray: Fametrahana voninkazo eto ambony latabatra
Fanomezana (zavatra) mba hotehirizina, fanomezana (vola) mba hiteraka: Fametrahana vola amin' ny banky
Fanendrena: Fametrahana hisotro ronono
Fanalana, fanesorana, fanonganana: Omaly ny fametrahana ilay mpiasam-panjakana nihinana ny volam-bahoaka
Fandroahana, fisaorana: Tsy nisy tsy nahalala ny fametrahan-dRakoto an-dRavao [1.1]
Explanations in French L'action de placer, de confier, de déposer, de destituer, de renvoyer, la cause, le lieu: Io ny vata fametrahana ny fitafiana (Voilà la malle où l’on met les vêtements) [1.3]
 Dépôt, implantation [1.13]
Examples 
1Mifanaraka amin' ny Lalàmpanorenana ve ny fametrahana ny faritra? [4.27]
2Toerana fametrahana masom-boly (ambioka) ary fanorenam-pitia-vana fanambadiana. [1.381]
3Mazava ho azy moa fa mila vola enti-mihetsika tokoa ny fametrahana izany rafitra izany. [2.59]
4Nampiarahina ny fametrahana ny Tandro-drihana sy ny Fihemba: andro iray anatohana ireo. [2.245]
Compound words 

Updated on 2023/08/19