Entry famezivezena (vezivezy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fampitotototoàna atsỳ sy arỳ [1.1]
Explanations in French L'action de faire courir çà et là, de rendre indécis, la cause [1.3]
Examples Mba hampitsaharana ny fiovaovan' ny habetsahany sy ny famezivezena azy tsy misy farany, tsara raha raisina an-tsoratra farany ny tena isan' ny bolongan-kazo marina, asiana marika tsy azo angalarina izy ireny ary avela hivarotra izay entana ara-dalàna ny tompony. [4.27]

Updated on 2023/01/06