Entry famoahana (voaka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanalana hiala ny trano, fanesorana: Hanampy ny famoahana ny are tina itỳ fanafody itỳ
Famosahana, fampisehoana voalohany: Famoahana lalàna; famoahana vola vaovao
Fampisehoana, filazana: Famoahana an-gazety
Fandefasana ny zanakavavy hanambady [1.1]
Explanations in French émission, évacuation [1.13]
Examples 
1Afaka kelikely dia nahodiny ilay famoahana ny gaza. [2.332]
2Nisy mpanontany aza ny famoahana sy fampidirana ny biby an-tsaha. [2.470]
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11