Entry famoniana (vony)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fahavakisam-bony [1.1]
Explanations in French Floraison ; saison des fleurs [1.196]
Examples Fa alohan' ny fijinjana, rahefa tapitra ny famoniana, ka efa tonga sampaho efa ho masaka ny voniny, dia hotapahiny amin' ny antsy, ny rantsany, hesoriny ny sampany dia hotangosany. [2.996]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31