Entry famoriana (vory)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiantsoana ho tonga miaraka amin' ny toerana iray; fanaikana, fanaingana: Famorian' ny ben' ny tanàna ny fokonolona ny alarobia
Fanangonana: Raharahany famoriana tain' omby ho an' ny mpamboly [1.1]
Explanations in English The act of gathering [1.7]
Explanations in French Action de réunir [1.8]
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20