Entry fampiasa (asa)
Part of speech noun
Explanations in French  [Vezo] Fabrication, manière de faire travailler, mode d'emploi, utilisation [1.68]
Examples 
1Toy izao no fampiasa azy. [2.117]
2Fantatrareo va ny fampiasa ny tehina? [2.270]
3Ny anaran-javatra tsy fantatro intsony ary ny fampiasa azy hadinoko koa. [2.285]
Compound words 

Updated on 2023/02/10