|
|
|
|

Teny iditra1  fampinomana
Fototeny  2 inona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fampisotroana tangena, nampiasaina ho fitsarana fahizay mba hahitana izay meloka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 (de minona : action de boire le tangena, de se soumettre à l'ordalie). Ancien nom de l'ordalie ou jugement de Dieu par le tangena, Cerbera venenifera Steud. (Apocynaceae). On distinguait deux sortes d'épreuves :fampinomambe et fampinomana andavanandro. [Merina] [1.196]
Ohatra  6  Nony natao ny fampinomana dia maty Andriamihaja. [2.508]
7  Nandroso ny fampinomana, ka veloina Rakalofotsy sy Rabaofotsy. [2.649]
Voambolana  8  Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08