Entry fanadanganana (dangana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanondrotana ambony, fanaovana amin' ny toerana ambony ho hita tsara
Fampakarana avo dia avo: Fanadanganana ny vidin-javatra [1.1]

Updated on 2023/01/05