Entry fanahana (ahana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomban' ny olona manahana, izany hoe miandry mitanaka [1.1]

Entry fanahana (haha)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Famahàna, fanalana amin' ny fatorana, fanasaratsarahana, fandravana, famotsorana (olo-meloka) [1.1]
Explanations in French L’action de délier, de démonter, de dévisser [1.3]

Entry fanahàna (taha)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanomezana zavatra hatao taha na onitra [1.1]
Explanations in French L'action de donner une compensation, le motif [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/03/04