Entry Fanahy Masina
Elementary words fanahy ; masina
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Olona fahatelo amin' ny Trinite Masina aseho matetika amin' ny endriky ny voromahailala
Ny Fanahy Masina dia voalaza ho mitsilo ny saina, mankahery ny fo ary monina ao amin' ny fanahin' ny olona marina [1.1]
Explanations in English The Holy Spirit, the third person of the Trinity. [1.2]
Vocabulary 

Updated on 2023/06/13