Entry fanakendana (kenda)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French L'action d’étrangler, de serrer quelqu’un au cou, d’obstruer, l’instrument [1.3]
Examples Nakipiliny tamin'ny vozony i Kadadra ka nivezina indroa dia nidaraboka teo amin'ny tany fa mafy loatra ny fanakendana nifantoka teo amin'ny amboakelin-tendany. [2.895]
Synonyms fanendana

Updated on 2023/01/20