Entry fanakona (koba)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanaovana zavatra ho mohaka malemy dia malemy; fanaovana izay tsy hahafa-panadinana mpianatra iray [1.1]
Explanations in French Action de réduire en marmelade [1.3]

Entry fanakobana (kobana)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Fomba entina manakobana, manatsoboka ny lamba sasana ao anaty rano madio mba hanala ny ranon-tsavony
Azo kobanina [1.1]
Explanations in French Manière de remuer, de faire gonfler [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/02/28