Entry fanalavana (lava)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanovonana: Hataonao ahoana izao no fanolavana iny tehina iny
Fampitarozahana, fanelana: Mahasosotra ny fanalavana ny adintsika nataon' ny mpitsara
Fanohizana: Nasiana fanalavam-potoana ny ady baolina satria nitovy ny isa azon' ny mpilalao roa tonta [1.1]
Explanations in French Prolongation [1.13]

Updated on 2023/01/20