Entry | fanamaroana (maro) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fanaovana izay hahamaro [1.1] | |
Explanations in French | L’action de multiplier, de rendre nombreux [1.3] | |
Examples | Isan' ny vato misakana ny fanamaroana haingana ny sekoly eran' ny Nosintsika ny fananganana vatan-trano miezinezina.
[2.285] | |
Updated on 2023/01/06 |