Entry fanamiana (amy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitafiana omban-dravaka milaza ny voninahitr' ilay mitondra azy ary fitondra amin' ny andro malaza: Nanao ny fanamiany marevaka ny mpiasam-panjakana ambony tamin' Ray fanasan' ny Filohan' ny Nosy
Karazan' akanjo manokana ho an' ny antokon' olona iray: Misy sarin' elatra ny fanamian' ny mpamory fiaramanidina [1.1]
  [Bezanozano] Fitafiana [1.78]
Explanations in English A uniform [1.7]
Explanations in French L'uniforme [1.8]
Examples 
1I Masindahy François de Sales, eveka izatsy manao fanamiana mahafinaritra izatsy. [2.470]
2Mitsaoha an'ny Tompo amin'ny fanamiana masina. [2.996]
Compound words 

Entry fanamiana (tamy)
Part of speech noun
Explanations in French L'action d'attaquer une maison, un village, de voler, le lieu, la cause [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20