Entrée fanampoka (tampoka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomba entina manampoka: Ataonao ahoana no fanampoka rano ny rononon' ny marary ! [Rajemisa 1985]

Entrée fanampoka (tampoka)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Azo tampohana: Tsy fanampoka ny ronono [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31