Entry fanasitrihana (sitrika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandentehana any anaty rano: Tsy mora ny fanasitrihana alika ao anaty rano
Fanafenana: Ato no fanasitrihan-dry zalahy ny boky tsy tiany ho hita
Fandevenana, fampidinana na fametrahana ao anaty fasana: Amin' ny telo ny fanasitrihana ny razana [1.1]
Synonyms fanitrihana

Updated on 2023/01/05