Entry fanatsarana (tsara)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanaovana izay hahatonga tsaratsara kokoa, fanasoasoavana [1.1]
 fanatsarana ny tany: fikarakarana ny tany mba hamokatra bebe kokoa [1.13]
Explanations in French Amélioration [1.13]
Examples 
1ny fanatsarana ny tanàna sy ny fonenana [1.320]
2Tanisainao ny fanatsarana ny fanatontosana ny asa [1.369]
3Avy eo, mitatra amin' ny fanatsarana ny manodidina [2.445]
Compound words 

Updated on 2023/10/16