Entry fanatsihana (hatsika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiantsoana amin' ny fihetsiky ny loha na ny tanana; famahanana, famaikana ny fembasy [1.1]

Entry fanatsihana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitaovana misy makarakara entina mampitsika ny rano [1.13]
Explanations in French égouttoir [1.13]

Anagrams 

Updated on 2023/01/05