Entry fanazimbana (zimba)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanaovana tsinontsinona, fanivaivana, fanebahana: Lotika aho nahita ny fanazimbana ny torohevitra nomeko azy
Faniratairana, fanevatevana: Fanazimbana zava-masina izao ataonao izao [1.1]
Explanations in French L’action de déprécier, de mépriser, de ridiculiser, d’insulter, la cause [1.3]
Examples 
1Diso koa izany fiheverana ny Antakay ho mpikomy sy malaza ratsy izany: tsy ekenay mihitsy io fanazimbana tsy an-drariny io. [2.245]
2Dia niteny tamin' ny vahoaka niaraka taminy izy ka nanao hoe : "Afa-baraka lahy aho noho ny teny fanazimbana nataon-dRabenimiehaka. [2.69]

Updated on 2023/01/07