Entry fandakana (lakana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Famelezana amin'ny tongotra: Fandakana baolina
Fitsipahana, izay matetika mariky ny tsy fitiavana ombampaniratsirana: Fandakana ray aman-dreny izany fihetsika izany
Fanoherana: Fandakana miharihary ny hevitro izany teninao izany [1.1]

Updated on 2023/01/20