Entry | fandamaka (lamaka) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fomba entina mandamaka, izany hoe manao marin-tampona, mitovy tantana; fomban' ny olona mandry tsy afaka miarina, fomban' ny olona mifototra amin' ny raharaha [1.1] | |
Explanations in French | La manière de niveler [1.3] | |
Updated on 2023/01/20 |
![]() |