Entry | fandambolambo (lambolambo) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fomba entina mandambolambo na mandama mba hililotra tsara Fomba entina manatsara, mandokadoka; fomba entina manafosafo, manambitamby [1.1] | |
Entry | fandambolambo (lambolambo) | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Azo lambolamboina, halamaina mba hililotra tsara; azo dokadokafana, hatsaraina; azo safosafoina, tambatambazana [1.1] | |
Updated on 2020/07/31 |