Entrée fandambolamboana (lambolambo)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fandamananamba hililotra tsara: Vita tsara ny rafitr' itỳ latabatra fa ny fandambolamboana azy sisa
¶ Fanatsarana, fandokandokafana: Na manao ahoana na manao ahoana fandambolamboanao izany hevitra izany, hevitra manodoka fotsiny io fa mamohehatra
¶ Fanafosafoana, fanambatambazana: Tsy hampiova ny hevitro ny fandambolamboanao ahy

Mis à jour le 2020/07/31