Entrée fandatsahana (latsaka)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fametrahana sy fandrafetana (biriky, vato): Mila fahaizana ny fandatsahana biriky hanaovan-trano
¶ Fampirotsahana (orana): Sao dia misy mahay fandatsahana orana aminareo, ry zalahy, fa tsy anerany ity hain-tany!
¶ Fampidirana: Rahampitso no fandatsahana ankizy hianatra
¶ Fanatodizana: Saika matetika amin' ny maraina tahaka izao no fandatsahan' Ikalamavo
¶ Fampihenam-bidy: Mba mangataka fandatsaham-bidy re, fa aza dia mitokozihitra tahaka izao
Mots composés, titres, noms 

Entrée fandatsahana (latsaka)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [SLP 1986] fitsitsiran'ny ranontsirilahy rehefa miray ny lahy sy ny vavy
Explications en français  [SLP 1986] éjaculation
Vocabulaire 
Synonymes tsitra

Mis à jour le 2020/07/31