Entry | fandefa (lefa) | |
Part of speech | noun or adjective | |
Explanations in Malagasy | Fomba entina mandefa Azo alefa: Tsy fandefa ny taratasy toy itony [1.1] | |
Examples | Afa-tsy izany, eo ireo andia fandefa, ho any anaty ala na avy any, midi-mivoaka ny tanàna tsy mijanona.
[2.472] | |
Updated on 2023/12/31 |