|
|
|
|

Teny iditra 1  fandrao
Sokajin-teny  2  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Teny entina milaza fanahiana na tahotra
4 Sao dia, andrao, angoa: Matahotra aho fandrao miresaka amin' i dada ny mpampianatra anay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 [fa and andrao.] Lest, for fear that. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 de peur que. Niova akanjo izy fandrao fantatry ny olona: il a changé d'habit de peur d'être reconnu par les gens [1.12]
Mpanahaka  7  andrao#mg.cj, 8  fandroa#mg.cj, 9  mba#mg.cj+mba, 10  ndrao#mg.cj+ndrao, 11  sangoa#mg.cj+sangoa

Fivaditsoratra  12 fa-drano, 13 fandaro, fandrao, 14 fandroa

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19