Entry fandriandry (fandry)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetoetra, fomba fandehan-javatra, na tsara na ratsy: Hijery ny fandriandrin' ny raharaha no nahatongavako [1.1]

Entry fandriandry
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanala] Fitsotsorana, tsotsotra mba haka aina [1.78]

Updated on 2023/02/26