Entry fandroahana (roaka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanosehana handeha hialoha na hihataka: Fandroahana ny omby any an-tsaha. / Nahatsikaiky ny fandroahan' i Niry kely ilay alika
Fanesorana, fanendrena hiala: Tsy fanao ny fandroahana mpiasa tsy misy antony [1.1]
Explanations in English The act of driving out or away [1.7]
Explanations in French Action d'expulser [1.8]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20