Entry | fandrokidrokiana (rokiroky (roky)) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fanambatambazana mba hahazoana tombontsoa; famalifaliana mba hanambakana; fanolikolena, fanojikojena, fanangolena: Tsy naharitra ny fandrokidrokian' ny sakaizany izy ka niala tamin' ny raharahany [1.1] | |
Updated on 2020/07/31 |