Entry faneferana (efitra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanasiana zavatra eo anelanelan' ny zavatra roa na maro izay tsy tiana hifampikasokasoka na hifampipoka [1.1]
 Fisakanana zavatra toy ny aratra sy ny hafanana mba tsy hiampita [1.13]
Explanations in French Isolation [1.13]

Updated on 2023/01/20