Entry fanetribe
Elementary words fanetry ; be
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Bibikely manimba ny ravim-bomanga sy ny vodiny. Rehefa bibikely mety ho mpanimba ny voly [1.1]
Explanations in English  [Provincial] [Mod. s. from manetry (etry), and be, great.] An insect found among the rice [1.2]
 An insect that attacks sweet potatoes [1.7]
Explanations in French Insectes qui attaquent les patates [1.8]
Vocabulary 

Entry fanetribe
Elementary words etry ; be
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny kamo sy ny mpangalatra: Ireny no fanetriben' ny tany tokony hatosika any am-paravazan-tany [1.1]
Explanations in English Someone or something destructive, an unsuspected trap [1.7]
Explanations in French Surprise désagréable [1.8]
Examples Nisy koa ilay "loterie provinciale» noheverin' ny Fiangonana ho loka fanetribe manimba ny olona sy ny firenena. [2.356]

Updated on 2024/03/09