Entry fanganohano (hanohano)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fangirangirana, fangalahala: Mahafinaritra ny fanganohanon' itỳ firavaka
Fihandrohandro, toetran' ny ranomaso mby efa ho latsaka: Jereo ny fanganohanon' ny ranomason' itỳ zazakely fa omeo vatomamy izy [1.1]

Updated on 2020/07/31