Entry fangasihasy (hasihasy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny olona mangasihasy, mangaihay, diso fanantenana: Nampalahelo indray ny fangasihasin' Ibalita ka tsy nanakora azy akory ireo rahalahiny sy ny anabaviny [1.1]

Updated on 2023/01/05