|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fangitra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 soritra na kiaka hita miharihary toy ny hohadina na nokiahina lalina. Ny faritra dia ilazana ny soritra fotsiny na mazava na manjavozavo, na fizarana an-tsaina fotsiny aza. Amin' ny fizarana tanimboly, tanimbary ho an-olona samy hafa dia tena fangitana, fa tsy faritana fotsiny.
[1.10#F.339] 4 Faritra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a curved mark or sign, a curved outline, a boundary, an indication. It is not used of a parallelogram. See faritra
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 contour, délimitation, circonscription
[1.3#147] 7 coordonnées [1.13] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 24 Matematika: alijebra |
| Kamban-teny rehetra | 25 Fikambanana 16 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 26 fangitra |
| Sokajin-teny | 27 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
28 tapaka (volondoha)
[Taimoro]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | fangitra, 29 fitranga |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|