Entry fanindry (tsindry)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Fomba entina manindry
Azo tsindriana [1.1]
Explanations in English Anything used to press something down with. [1.2]
Explanations in French Ce qu’on peut presser, ce qui presse, celui qu’on doit aider, manière de presser [1.3]
Examples Ao ambadiky ny vovonan-karaka dia ny fanindry, izay rehefa tsindrina dia mampisokatra ny laharan-kofehy ambony hisaraka amin' ny ambany. [2.436]

Entry fanindry
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanala] Anaram-boron-dia mpangalatra akoho kely toa papango ary mipaoka koa voalavo sy totozy izay sendra azy [1.78]
 Vorona homankena, karazan' ny papango (Buteo brachypterus) [1.1]
Explanations in English A species of buzzard. Buteo brachypterus, Pelz. Same as hindry (Bets. and Tan.), endry (Betsim.), pompa (Bara), tinoro (Sak. and Antank.), and bobaky (Sak.). [1.2]
Explanations in French Espèce de buse [1.54]
Scientific name Buteo brachypterus
Examples ary ny papango sy ny voromahery, isan-karazany, ny egla, ny arofiray, ny papango, ny fanindry, ny voromahery isan-karazany [2.996]
Vocabulary 
Synonyms bobaky ~ endry ~ hindry ~ pompa ~ tinoro

Entry fanindry
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sakalava] Hazo lava atsindry ny sarombovonan' ny tafo [1.1]

Entry fanindry
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Hazo ao ambadiky ny vovonan-karaka izay rehefa tsindriana dia mampisokatra ny laharan-kofehy ambony hisaraka amin' ny ambany (Tenona) [1.1]

Updated on 2023/01/08