Entry faningina (tsingina)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Fomba entina maningina, mametaka firaka mahamay amin' ny vifotsy iray mba hampiraikitra azy amin' ny vifotsy hafa
Azo tsinginina [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/04/14