Entry fanipahana (tsipaka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandakana; fanosehana amin' ny tongotra
Fandavana, fanoherana: Mahagaga ahy ny fanipahanao ny hevitro, kanefa nifanaraka ihany ny hevitsika hatramin' izay [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20