Entry fanirahana (iraka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandefasana matetika: Any an-tsena no fanirahany ahy
Fandefasana olona hanatanteraka zavatra iray: Avy amin' ny lehiben' ny Governemanta ny fanirahana olona hamitrana fihavanana [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/05