Entry fanjanahan-tsaina
Elementary words fanjanahana ; saina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanandevozana ny saina izay tsy avala hanana ny fahaleovan-tenany fa entina amin' izay itiavana azy ary ampidirana izay tiana hampidirina ao aminy [1.1]
Explanations in French Impérialisme culturel [1.13]
Examples Ka ny zana-tohatra voalohany hotratrarina dia ny fanifakifahana ny tarazo ratsy rehetra napetraky ny fanjanahantany sy ny fanjanahantsaina. [2.503]
Vocabulary 

Updated on 2023/10/12